plt_tn/act/08/29.md

20 lines
883 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# aza miala lavitra an'io kalesy io
Azon'i Filipo fa izy dia tokony hijanona akaikin'ilay olona mitondra ilay kalesa. DH: "manaraka ilay lehilahy tao anaty ilay kalesa"
# namaky ny teny tao amin'Isaia mpaminany
Ity no boky Testamenta Talohan'i Isaia. DH: ""namaky ny bokin'ny mpaminany Isaia"
# Azonao ve io vakianao io?
Ireo Etiopianina dia maharani-tsaina ary afaka mamaky teny saingy tsy ampy fahaizana ara-panahy. DH: "Azonao ve ny dikan'io zavatra izay vakinao io?"
# Ahoana no hahafantarako, raha tsy misy olona mitari-dalana ahy?
Napetrany io fanontaniana io hitenenany am-pahibemaso fa tsy ho azony izany raha tsy misy fanampiana. DH: "Tsy ho azoko io raha tsy misy olona hanoro ahy"
# Niangavy an'i Filipo izy mba hanatona ny kalesa ary hipetraka hiaraka aminy
Eto izany dia manambara fa nanaiky ny hiara-dalana taminy i Filipo mba hanazava azy ny Soratra Masina.