14 lines
534 B
Plaintext
14 lines
534 B
Plaintext
[
|
|
{
|
|
"title": "Namoromporona zava-maneno tahaka ny nataon'i Davida",
|
|
"body": "Mety midika hoe: 1) namorona hira vaovao izy ireo ary nieritreritra ny hilalao izany amin'ny zava-maneno na 2) namorona zava-maneno vaovao izy ireo."
|
|
},
|
|
{
|
|
"title": "Lovia jobo",
|
|
"body": "Fampiasa ao amin'ny tempoly ny lovia jobo, lehibe nohon'ny fampiasan'ny olona amin'ny sakafo izany"
|
|
},
|
|
{
|
|
"title": "Tsy nalahelo izy ireo",
|
|
"body": "\"Tsy tezitra izy ireo ary manao fihetsika toy ny tsy firaharahiana na dia misy iray maty aza eo\" "
|
|
}
|
|
] |