plt_amo_tn/06/14.txt

18 lines
494 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

[
{
"title": "Indro",
"body": "DH: \"henoy\" na \"tandremo tsara izay lazaiko aminareo.\""
},
{
"title": "Fanambaran'ny Tompo Yaveh",
"body": "Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 3:13 ity."
},
{
"title": "Ao Lebo-hamata hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Araba",
"body": "DH: \"avy any amin'ny sisiny avaratra amin'ny firenenareo hatrany amin'ny sisny atsimo\""
},
{
"title": "Lohasahan-driaka",
"body": "Renirano kely mikoriana irery mandritra ny fahavaratra."
}
]