xmw_tit_text_reg/03/04.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 4 Fao izy koafafa niboaka ny hatsaram- pagnahin-Jagnahary mpagnavotro atsika ndraiky ny fitiavany ny ôlombelgno,\v 5 dia tsy tamin'ny asan'ny fahamarinagna natantsika zany, fao tamin'ny famindram-pôny no nagnavaotany atsika. Izy dia nagnavotro atsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fahatiraham-bavà ndraiky fagnavaozagna tamin'ny Fagnahy Masigny.