From 696b252aa765b192a3831bdb2467c9d205784abb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 02:22:29 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 08/03.txt | 2 +- 08/06.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 08/06.txt diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index 1cb8079..93338c0 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Fa lehy tsy afaka nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'ny zany tamin'ny nôfotro, dia natan-Jagnahary. Nagnandaifa ny zanany lalahy tôkagna Izy tamin'ny endriky ny nôfotro rakotro fahotagna mbô ho fagnatitry ho an'ny ota, ary nagnameloko ny ota tao tao agnatan'ny nôfotro izy. Natany zany mbô hahatonga ny raha takin'ny lalàgna, atsika lehy mandaiha tsy araka ny nôfotro, fa araka ny fagnaha. Zareo lehy miaigny araka ny nôfotro dia mihorigny amin'ny reo raha ny vatagna, fa reo lehy velogno araka ny Fagnahy dia mihorigny amin'ny reo \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Fa lehy tsy afaka nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'ny zany tamin'ny nôfotro, dia natan-Jagnahary. Nagnandaifa ny zanany lalahy tôkagna Izy tamin'ny endriky ny nôfotro rakotro fahotagna mbô ho fagnatitry ho an'ny ota, ary nagnameloko ny ota tao tao agnatan'ny nôfotro izy. Natany zany mbô hahatonga ny raha takin'ny lalàgna, atsika lehy mandaiha tsy araka ny nôfotro, fa araka ny fagnaha. Zareo lehy miaigny araka ny nôfotro dia mihorigny amin'ny reo raha ny vatagna, fa reo lehy velogno araka ny Fagnahy dia mihorigny amin'ny reo zavatry ny Fagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt new file mode 100644 index 0000000..420fa97 --- /dev/null +++ b/08/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Satria ny fandiniahagna mifôtotro amin'ny nôfotro dia fahafa \ No newline at end of file