auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 02:22:29 -04:00 committed by root
parent 5b63f94d55
commit 3c8704b2d2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Fa lehy tsy afaka nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'ny zany tamin'ny nôfotro, dia natan-Jagnahary. Nagnandaifa ny zanany lalahy tôkagna Izy tamin'ny endriky ny nôfotro rakotro fahotagna mbô ho fagnatitry ho an'ny ota, ary nagnameloko ny ota tao tao agnatan'ny nôfotro izy. Natany zany mbô hahatonga ny raha takin'ny lalàgna, atsika lehy mandaiha tsy araka ny nôfotro, fa araka ny fagnaha
\v 3 \v 4 \v 5 Fa lehy tsy afaka nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'ny zany tamin'ny nôfotro, dia natan-Jagnahary. Nagnandaifa ny zanany lalahy tôkagna Izy tamin'ny endriky ny nôfotro rakotro fahotagna mbô ho fagnatitry ho an'ny ota, ary nagnameloko ny ota tao tao agnatan'ny nôfotro izy. Natany zany mbô hahatonga ny raha takin'ny lalàgna, atsika lehy mandaiha tsy araka ny nôfotro, fa araka ny fagnaha. Zareo lehy miaigny araka ny nôfotro dia