auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 07:47:32 -04:00 committed by root
parent 91447dcf95
commit 30b4adb59d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Kanaifa, areo dia tsy akao amin'ny nôfotro fa akao amin'ny Fagnahy, izy koa marigny ady fa mihaigny akao aminareo ny Fagnahin-Jagnahary. Fa izy koa misy ôlogno tsy managna ny Fagnahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. maty nohon'ny fahotagna ny vatagnanazy, fa ny fagnahy dia velogno nohon'ny fahamarinagna
\v 9 \v 10 Kanaifa, areo dia tsy akao amin'ny nôfotro fa akao amin'ny Fagnahy, izy koa marigny ady fa mihaigny akao aminareo ny Fagnahin-Jagnahary. Fa izy koa misy ôlogno tsy managna ny Fagnahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. Izy koa akao aminareo ady Kristy, dia maty nohon'ny fahotagna ny vatagnanazy, fa ny fagnahy dia velogno nohon'ny fahamarinagna