1 line
496 B
Plaintext
1 line
496 B
Plaintext
\c 22 \v 1 Ary niboahan'ny lehy anjely zaho lehy matsabôrin'ny ranon'ny fiaignagna, madio taokagna kristaly. Zany dia mivaolagna avy akagny amin'ny dabilio fiandrianan-Jagnahary ndraiky ny Zanak'Ondry \v 2 mamakivaky akeo agnivon'ny lalagnan'ny tanàgna. Avakeo ny andagniny aroa amin'ny matsabôry dia samby misy lehy kakazon'ny fiaignagna, mamoa karagna voa aroa ambin'ny fôlo, ary zany dia mamoa ny voany isam-baolagna. Ny raviny zany kakazo zany dia nitsabogny hampahivagna firenena jiaby. |