\v 16 Mibika efatra zôrony lehy tanàgna; mitôvy ny lavany ndraiky ny ampohiny. Nandrefy ny tanàgna tamin'ny lehy fandrifesagna vôlotara izy, roa arivo stadio ny halavany (mitôvy ny lavany, ampohiny, ary ny hambaosany). \v 17 Nandrefy ny rimban'ny zany koa izy, 114 metatra raha refin'ôlogno (zay refin'ny anjely koa).