|
Nivolagna Jesôsy tamin'ny lehy maty tàgnagna hoe: "Mitsangana avakeo mijoroa aketo agnivon'ôlogno jiaby aketo." Dia nivôlagna tamin'ôlogno Izy hoe: "Araka ny lalàgna moa ny mitsabo raha tsara amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy; ny magnavotro aigny, |