xmw_mrk_text_reg/03/01.txt

1 line
220 B
Plaintext

Dia nandaiha ndraiky tao amin'ny Synagoga Jesôsy, ary nisy lalaha maty tagnagna tao. Nizaha Azy narikitry ny ôlogno sasantsasany mbô hizaha raha hampahivagna azy amin'ni Sabata Izy mbô ahafahan-jareo magnameloko Azy.