1 line
349 B
Plaintext
1 line
349 B
Plaintext
\v 27 Nandaiha niboaka Jesôsy sindraiky ny mpianany nandaiha tagny amin'ny tanagnan'i Kaisaria Filipo. Tagny an-dalagna dia nagnontany reo mpianany Izy hoe: "Hatan'ôlogno ho zôvy moa Zaho?"\v 28 Namaly Azy zareo kay nivaolagna hoe: "Jaona mpagnano batisa. Ny sanany mivaolagna hoe: "Elia', avakeo ny sanany hoe: 'Araiky amin'ny reo mpagnazary.'" |