|
Ary fagnohoaragna fôntry karaha zany no nikoragniny izy nivôlagna tamin-jareo, araka izay fahazahoa-njareo azy, avakeo tsy nikoragna tamin-jareo kô tsy tamin'ny fagnoharagna izy. Kanefa kôfa nanokagna izy, dia nazavainy tamin'ireo mpianany manôkagna ny raha jiaby. |