xmw_mrk_text_reg/09/42.txt

1 line
663 B
Plaintext

\v 42 Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny araiky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tsara amina no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agny amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnanjany: "ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay."]