xmw_mrk_text_reg/09/23.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy hoe: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! Ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno azy zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Oa fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao Zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy miditra aminazy eky."