auto save
This commit is contained in:
parent
92209a13c2
commit
ff3c18fbf8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 32 \v 33 \v 34 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly. Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."
|
||||
\v 32 \v 33 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."
|
Loading…
Reference in New Issue