From ddade97a7b5a2f647a0948357d550a8e5172d578 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 01:46:47 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 16/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index ca38958a..748ebc8f 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna\v 16 zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny. \ No newline at end of file +\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. \v 15 Ary nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny. \ No newline at end of file