auto save
This commit is contained in:
parent
fac9a3026e
commit
d7d31b5b8b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 37 \v 38 \v 39 Nimpôdy Izy dia nahita zareo nandry, kay nivôlagna Izy tamin'i Petera hoe: "Simona, mandry moa anao? Tsy nahavita niambigny fotoagna araiky aby moa anao? Mivognôsa dia mivavaha mbô tsy hitsoforanareo akagny amin'ny fakam-pagnaha. Ny fagnahy mety taigna mazôto, fa ny nôfotro no malemy." Dia lôsogno koa Izy nisintaka hely avakeo nivavaka, ary dia nagnampôdy ny koragna natany taloha fogna.
|
||||
\v 37 \v 38 Nimpôdy Izy dia nahita zareo nandry, kay nivôlagna Izy tamin'i Petera hoe: "Simona, mandry moa anao? Tsy nahavita niambigny fotoagna araiky aby moa anao? Mivognôsa dia mivavaha mbô tsy hitsoforanareo akagny amin'ny fakam-pagnaha. Ny fagnahy mety taigna mazôto, fa ny nôfotro no malemy." \v 39 Dia lôsogno koa Izy nisintaka hely avakeo nivavaka, ary dia nagnampôdy ny koragna natany taloha fogna.
|
Loading…
Reference in New Issue