From cdcb7a555edc49d4bda128ba1bf0080a7de3c1d7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 09:56:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/20.txt b/03/20.txt index 23f6ce3c..969f4586 100644 --- a/03/20.txt +++ b/03/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka tonga koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivôlagnin-jareo hoe: "Laifaka Zio." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Zio", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko." \ No newline at end of file +\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka homby koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivôlagnin-jareo hoe: "Laifaka Zio." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Zio", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko." \ No newline at end of file