auto save
This commit is contained in:
parent
6ec23234e0
commit
cdc611e81c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany. Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo. [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26
|
||||
Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany. Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo. [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 "Fao raha tsy magnambaila
|
Loading…
Reference in New Issue