auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 8e0dfd9294
commit c474c01824
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 Ninainagna izy tamin-jareo nagnanjao: "Mitandrema amin'ny koragna izay regninareo, fa arakaraka ny ohatra agnoharanareo fogna, no agnoharagn areo, avakeo hampiagna aminareo zany. Satria na zôvy na zôvy managna, dia hamiagna tegna fôntry izy, avakeo na zôvy na zôvy tsy managna, na raha misy amin'azy aby alagna amin'azy."
\v 25 Niagna izy tamin-jareo nagnanjao: "Mitandrema amin'ny koragna izay regninareo, fa arakaraka ny ohatra agnoharanareo fogna, no agnoharagn areo, avakeo hampiagna aminareo zany. \v 24 Satria na zôvy na zôvy managna, dia hamiagna tegna fôntry izy, avakeo na zôvy na zôvy tsy managna, na raha misy amin'azy aby alagna amin'azy."

View File

@ -1 +1 @@
Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."
\v 30 \v 31 \v 32 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."