Fri Oct 25 2019 12:50:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:50:33 -04:00
parent 847ef712d9
commit 9a48d6bc03
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampirôrogno an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nandivaignagna Azy.
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampirôrogno Jesôsy teo amin'ny kakazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, avakeo nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nilavahigny tao amin'ny vatolampy. Aveo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nandivaignagna Azy.