diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt index 69f5d8dc..a44bf1eb 100644 --- a/14/47.txt +++ b/14/47.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny." Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file +\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny." Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file diff --git a/14/51.txt b/14/51.txt index e9e47b36..d97fc35f 100644 --- a/14/51.txt +++ b/14/51.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy tôvolahy araiky, tsy nitsabo lamba izy koa tsy lamba hariry fogna, nagnaraka Jesôsy. Koafa nisambôrin'ôlogno izy dia nambailany teo ny akanjony kay lôsogno nilaifa tsy nisikigny izy. \ No newline at end of file +\v 51 \v 52 Ary nisy tôvolahy araiky, tsy nitsabo lamba izy koa tsy lamba hariry fogna, nagnaraka Jesôsy. Koafa nisambôrin'ôlogno izy dia nambailany teo ny akanjony kay lôsogno nilaifa tsy nisikigny izy. \ No newline at end of file diff --git a/14/53.txt b/14/53.txt index 0731efa4..a599b725 100644 --- a/14/53.txt +++ b/14/53.txt @@ -1 +1 @@ -Nindesin-jareo tagny amin'ny mpisoronabe Jesôsy. Niaraka nivôrivôry taminazy teo aby ny mpisôrogno jiaby, sindraiky ny lohahôlogno, avakeo reo mpanoratra lalàgna. Ary Petera nagnaraka Azy avy akagny lavidavitry akagny, bariky amin'ny tokotan'ny mpisoronabe. Nantotry teo amin'ny reo mpiambigny izy, lehy namindro teo marikitry môtro. \ No newline at end of file +\v 53 \v 54 Nindesin-jareo tagny amin'ny mpisoronabe Jesôsy. Niaraka nivôrivôry taminazy teo aby ny mpisôrogno jiaby, sindraiky ny lohahôlogno, avakeo reo mpanoratra lalàgna. Ary Petera nagnaraka Azy avy akagny lavidavitry akagny, bariky amin'ny tokotan'ny mpisoronabe. Nantotry teo amin'ny reo mpiambigny izy, lehy namindro teo marikitry môtro. \ No newline at end of file diff --git a/14/55.txt b/14/55.txt index 2df3b948..819c5c90 100644 --- a/14/55.txt +++ b/14/55.txt @@ -1 +1 @@ -Ary reo lôhan'ny mpisôrogno sindrdaiky ny Synedriona Jiosy dia nizaha tomoa manohitra an'i Jesôsy mbô hahavitan-jareo mamono Azy ho maty. Kanaifa tsy nahita zareo. Fa maro ny ôlogno mavandy amin'Azy, naifa na ny fagmambaran-jareo aby tsisy porofony aby. \ No newline at end of file +\v 55 \v 56 Ary reo lôhan'ny mpisôrogno sindrdaiky ny Synedriona Jiosy dia nizaha tomoa manohitra an'i Jesôsy mbô hahavitan-jareo mamono Azy ho maty. Kanaifa tsy nahita zareo. Fa maro ny ôlogno mavandy amin'Azy, naifa na ny fagmambaran-jareo aby tsisy porofony aby. \ No newline at end of file diff --git a/14/57.txt b/14/57.txt index b612c319..247e82c9 100644 --- a/14/57.txt +++ b/14/57.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy ôlogno sasany nitsangagna kay navandy tamin'Azy; nivôlagna zareo: " Regninay Izy nivôlagna hoe: ' Haratiky tô tragno fiangonagna natao tamin'ny tagnagn tô, ary hafaka telo andro Zaho dia hagnatsangagna araiky hafa tsy natao tamin'ny tagnagna." Fa mboala tsy nifagnaraka fogna ny fagnambaran-jareo. \ No newline at end of file +\v 57 \v 58 \v 59 Ary nisy ôlogno sasany nitsangagna kay navandy tamin'Azy; nivôlagna zareo: " Regninay Izy nivôlagna hoe: ' Haratiky tô tragno fiangonagna natao tamin'ny tagnagn tô, ary hafaka telo andro Zaho dia hagnatsangagna araiky hafa tsy natao tamin'ny tagnagna." Fa mboala tsy nifagnaraka fogna ny fagnambaran-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/14/60.txt b/14/60.txt new file mode 100644 index 00000000..746b87c2 --- /dev/null +++ b/14/60.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary mpisoronabe \ No newline at end of file