From 9467e51a11f1b336d7984c3b956d0424d1a94466 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 01:58:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/26.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/26.txt b/04/26.txt index ce42d6d5..8664bbab 100644 --- a/04/26.txt +++ b/04/26.txt @@ -1 +1 @@ -Avakeo nivolagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia \ No newline at end of file +Avakeo nivolagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna." \ No newline at end of file