Fri Oct 25 2019 10:34:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:34:33 -04:00
parent 948ef861e4
commit 7d334584fb
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Tsy nivakinareo moa zao Soratra Masigny zao? 'Ny vato zay nilavin'ny mpagnorin-tragno, no natao vato fehizoro. \v 11 Avy tamin'ny Tômpo zany, ary mahagaga akeo ankilantsika." \v 12 Nizaha ny hanambaoragna Jesôsy zareo, kanaifa natahotra vahoaka, satria hain-jareo fao hanohairagna zareo no nivolagnany zany fagnoragna zany. Kay navelan-jareo Izy ary lôsogno nandeha zareo.
\v 10 Tsy nivakinareo moa zao Soratra Masigny zao? 'Ny vato zay nilavin'ny mpagnorin-tragno, no natao vato fehizoro. \v 11 Avy tamin'ny Tômpo zany, ary mahagaga akeo ankilantsika." \v 12 Nizaha ny hanambaoragna Jesôsy zareo, kanaifa natahotra vahoaka, satria hain-jareo fao hanohairagna zareo no nivolagnany zany fagnoragna zany. Kay navailan-jareo Izy ary lôsogno nandaiha zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany."
\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany."

View File

@ -77,7 +77,7 @@
"12-04",
"12-06",
"12-08",
"12-13",
"12-10",
"12-16",
"12-18",
"12-20",