auto save
This commit is contained in:
parent
1123abd45b
commit
7c9a399abc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampontanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianatranazy salakady nivolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely hitantsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. Izikoa misy ologno mivolagna aminareo hoe: "Nagn
|
||||
Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampontanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianatranazy salakady nivolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely hitantsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. Izikoa misy ologno mivolagna aminareo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilaivan'ny
|
Loading…
Reference in New Issue