auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 3deea04a1c
commit 7752b3d0db
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo.
\v 13 \v 15 Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo.