auto save
This commit is contained in:
parent
b4a8313f66
commit
52ed5b1277
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny.
|
||||
Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny." Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.
|
Loading…
Reference in New Issue