auto save
This commit is contained in:
parent
f69822c5fc
commit
4ff3eff249
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamib-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy. Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafot
|
||||
Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamib-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy. Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.
|
Loading…
Reference in New Issue