diff --git a/12/43.txt b/12/43.txt index e2dbfeda..b497ca59 100644 --- a/12/43.txt +++ b/12/43.txt @@ -1 +1 @@ -\v 43 Dia nantsôviny reo mpianany avakeo ninainagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako areo taigna marigny, fao tô vaiavy mijaly mitomdra taigna tô no nandatsaka maro mandilatra ny ôlogno zay nandatsaka vola tao amin'ny vatan-drakitra. \v 44 Satria ny jiaby dia namiany tamin'ny fanagnam-ben-jareo. Fa tô mpitondrategna tô kosa, tamin'ny fijaliany, dia nandatsaka ny vola jiaby zay tôkony hivilaomany tao." \ No newline at end of file +\v 43 Dia nantsôviny reo mpianany avakeo ninainagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako areo taigna marigny, fao tô vaiavy mijaly mitomdra taigna tô no nandatsaka maro mandilatra ny ôlogno zay nandatsaka vola tao amin'ny vatan-drakitra. \v 44 Satria ny jiaby dia namiany tamin'ny fanagnam-ben-jareo. Fao tô mpitondrataigna tô ndraiky, tamin'ny fijaliany, dia nandatsaka vola jiaby zay tôkony hivilaomany tao." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 43ba997c..71fee77e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -89,8 +89,8 @@ "12-35", "12-38", "12-41", + "12-43", "15-title", - "15-01", "15-04", "15-06", "15-09",