auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-16 07:41:41 -04:00 committed by root
parent 81108fe786
commit 4bc8fea9bc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny.
Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao