auto save
This commit is contained in:
parent
c671bd07aa
commit
282ae9bf6f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 \v 19 \v 20 Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy."
|
||||
\v 18 \v 20 Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, \v 19 fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy."
|
Loading…
Reference in New Issue