Fri Nov 15 2019 09:49:21 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 09:49:22 -05:00
parent e8920deead
commit 1a3cf8e82e
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny hazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nihombogny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy.
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny kakazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nihombogny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."
\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: "'Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."

View File

@ -103,6 +103,7 @@
"15-25",
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"15-42",