From 15f503a3a87658cc1da98b5d33cad6697db7c667 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 01:58:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index f53948a5..7a5b3094 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 20 Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, \v 19 fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy." \ No newline at end of file +\v 18 Reo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, \v 19 fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsôfotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. \v 20 Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy." \ No newline at end of file