Sun Nov 17 2019 18:04:18 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:04:18 -08:00
commit 0b43772db3
72 changed files with 156 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 1 \v 2 TOKO
<<<<<<< HEAD
\v 1 \v 2 TOKO
=======
\v 1 Koafa nimpôdy tao Kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy, dia regny fa tan-tragno Izy.\v 2Fôntry tatôboe ny ôlogno nitangôrogno teo kay tsisy toeragna eky, nambaha antamiagna aby. Aveo nagnambara ny teny tamin-jareo Jesôsy.
>>>>>>> 2c7135aa45515aae12e4b6032232023d4a363ad7

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 3 \v 4 TOKO FAHA 5
<<<<<<< HEAD
\v 3 \v 4 TOKO FAHA 5
=======
\v 3Aviteo nisy lalahy fôntrifôntry nagnatogno Azy zay nitonga lalahy malemy araiky; lehy nilanjain'ôlogno aifa-dahy.\v 4Izy koafa tsy afaka nagnatogno Azy marikitry zareo hazony hafontrirany vahoaka, dia nalan-jareo ny tafontragno lehy teo ambonin'i Jesôsy, izy Koafa voasôratra zareo, dia najôtsonjareo ny fandriagna lehy nandriany lalahy malemy.
>>>>>>> 2c7135aa45515aae12e4b6032232023d4a363ad7

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Izy koafa nahita ny finoagnan-jareo, dia nivaolagna Jesôsy tamin'ny lalahy malemy hoe: "Zanako, voavaila ny helokoa." 6Aviteo nisy sasany tamin-jareo mpanoratra lalàgna nibidôko teo, kay nignomognomogno tamin'ny fôny zareo hoe:\v 7"Akôry no afahan'io lalahy io mivaolagna karaha zany? Mivaolan-dratsy izy! Tsy zagnahary araiky faogna moa afaka magnambaila heloka?"

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Fao Jesôsy tonga dia nahay tamin'ny fagnahianazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Nagnino moa areo mieritreritry raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9Ino moa môramôra mivaolagna amin'ny lehy lalahy malemy hoe: ' voavaila ny helokoa' sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Fao mbô hahaizanareo fa managna fahefagna hamôtsotro heloka eto an-tany ny zanak'ôlogno, "Nivaolagna izy tamin'ny lehy malemy hoe:\v 11"Volagniky aminao, mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana agny an-tragnonao." \v 12Aviteo nitsangàna izy kay nibata ny fandriagnanazy, aveo niboaka lehy tragno manoloagna zareo jiaby teo, kay gaga zareo jiaby ka nagnomia vogninahitra Zagnahary, aviteo nivaolagna zareo hoe: "Tsy mbaola nahita raha karaha tô zahay.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, avakeo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanàriny zareo.\v 14Izy kaofa nandalo Izy, dia nahita an'i Levy zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivaolagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Nihinagna tao an-tragnon'i Levy Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpanota fôntry no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fao fôntry zareo tao aveo nangaraka Azy.\v 16Ary reo mpanôratra lalàna, zay Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mpanota sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpanota?"

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Izy koa fa regniny Jesôsy zany dia nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Tsy ny salama no mila mpitsabo; fao ny marary faogna no mila zany.Tsy tonga hagnantso ôlogno marigny zaha fao ny mpagnano raha tsy manjary."

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Fariseho. Lalahy maromaro no nagnatogno Azy kay nivaolagna taminazy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" \v 19 Dia nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mbaola miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsy afaka mifady hanigny zareo.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Hoavy ny andro hagnalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo.21Tsisy mambada lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminy lehy tapa-damba, ny vaovao hiala amin'ny taloha, ary mahay ho ratsy fôgna ny fatriahany.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Ary tsisy ôlogno magnano divay vaovao akao agnatin'ny seho hoditry kôro, koa tsy zany dia ho triaka ny divay ny seho hoditra kay samby ho very aby na ny divay na ny seho hoditra. Fao naifa, divay vaovao atao akao agnatin'ny seho hoditry vaovao.

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Tamin'ny andro Sabata Jesôsy nandaiha tagny amin'ny tanimbary maromaro, aveo nanomboka nitsogno salôhimbary ny mpianatranazy.\v 24 Nivaolagna reo Fariseho taminazy: "Zahavo, nagnino zareo no magnano raha tsy araka ny lalàgnan'ny andro Sabata?"

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Nivaolagna Izy tamin-jareo: "Mbaola tsy novakinareo moa raha nitsabon'i Davida koafa tao agnatiny tsy fahampiagna sindraiky tihinagna izy_avakeo reo lalahy niaraka tamininazy_\v 26nanakôry ny fomba nitsoforany tantragnon-jagnahary tamin'andron'i Abiatara mpisôronabe, kay nihinagna ny mofon'ny fagnantraihagna, zay tsy magnara-dalàgna na amin-jôvy na amin-jôvy ny mihinagn'azy afa tsy ny mpisôrogno, aveo mbaola nagnamiazany maromaro reo lehy niaraka taminazy?"

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Jesôsy nivaolagna hoe: "Ny Sabata dia notsabogny ho an'ny zanak'ôlombelogno fao, zanak'ôlombelogno no ho an'ny Sabata. \v 28Noho zany, ny zanak'ôlogno no tômpo, na dia ny Sabata aza."

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -1 +1,5 @@
\c 5 \v 1 Tonga tagny andafirôn-dranomasigny zareo, tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Koafa niala tao amin'ny lakagna Jesôsy, tonga dia nisy lalahy araiky azon'ny fagnahy maloto nagnatogno Azy avy tagny amin'ny fasagna.
<<<<<<< HEAD
\c 5 \v 1 Tonga tagny andafirôn-dranomasigny zareo, tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Koafa niala tao amin'ny lakagna Jesôsy, tonga dia nisy lalahy araiky azon'ny fagnahy maloto nagnatogno Azy avy tagny amin'ny fasagna.
=======
\v 1 \v 2 \
>>>>>>> 2c7135aa45515aae12e4b6032232023d4a363ad7

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Nialàny toairagna io kay nôdy an-tanindrazagnanazy Izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2Izy koafa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny Azy salakady gaga koa zareo. Nivaolagna zareo hoe: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zôvy koa nagnamia Azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny moa io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto moa rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny Jesôsy zareo aviteo.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Ary nivaolagna Jesôsy tamin-jareo: "Tsisy mpagnazary tsy hamegny haja, afa tsy lehy akao amin'ny tany faviany avakeo akao amin'ny havany marikitry azy avakeo koa amin'ny fianakaviagnazy tôkagna edy." \v 5 Tsy afaka magnano asa mahagaga eky izy, koa tsy famitrahantagnagna amin'ny marary vitsivitsy avakeo mampahivagna zareo. \v 6 Lany fagnaha amin'ny tsy finoagnan-jareo baka Izy. aviteo lôsogno nagnodidigny tanagna Izy ndehagnanatra.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v Aveo nagnantso zareo roa ambinifôlo lahy Izy avakeo nanomboka nagniraka zareo tsiroaroa, aveo namiany fahefagna akao amin'ny fagnaha maloto zareo, \v 8avakeo nampitandrigny zareo tsy hinday raha amin'ny tany zay avy nimbon-jareo, na môfo, na sakelika, na vola amin'ny fehinkibon-jareo afa tsy tongôzo edy. \v 9Fa hagnano kiraro, avakeo ndraiky tsy hagnano ankanjo aroa.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Na afiriagna na afiriagna aby areo hitsôfotra amin'ny tragno araiky, dia mibidoha agny fôgna areo papiky areo hôdy. \v 11Izy koa ndraiky misy tanagna tsy mampiditry areo na mitandregny areo, izy koa fa miala ao amin'ny toairagna zany areo, dia araraho aby vôvoko jiaby amin'ny tongotroareo mbô hijoroagna vavolombelogno amin-jareo."

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Lôsogno zareo avakeo nagnambara tamin'ôlogno fa tôkony hifôgno amin'ny raha tsy manjary nataony. \v 13 Nandroaka masantôko fôntry zareo, ary nagnôsotro marary fôntry tamin'ny mainaka aviteo nampahivagna zareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Regniny Heroda mpanjaka zany, satria nanjary nalaza agnaragna Jesôsy. Ny sasany nivaolagna hoe: "Nitsangagna tamin'ny maty Jaona mpagnano batisa izy koafa nagnan'igny, dia nanjary niasa tamin'ny angôvo mahagaga zareo." \v 15Fa ny sanany tamin-jareo ndraiky nivaolagna hoe: "Elia Izy." nivaolagna koa ny sanany hoe: "Mpagnazary Izy, tôrotro lehy araiky tamin'ny andron'ny mpagnazary taloha regny."

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Izy koafa naharegny zany Heroda dia nivaolagna izy hoe: "Jaona, lehy nitapahiky lôha, no nitsangagna avy tamin'ny maty." \v 17Fao Heroda baka nagniraka ôlogno nanambotra i Jaona aveo nagnandaifa azy tagny antragno mahizigny avy tamin'ny raharahan'ny Herodia sy (vadiny Filipo rahalahiny), satria nivadiny io vaiavy io.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Aviteo Jaona nivaolagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny lalàgna ny hanambadiananao vadin'ny rahalahinao." \v 19Fao vignitra tamininazy Herodiasy kay nitsakaraka raha hamonoagna azy, kanaifa tsy afaka, \v 20satria matahotra Jaona Heroda; hainy tsarabe fao ôlogno marigny Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbaola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna faogna izy.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnasa reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, aveo zareo mpitarika Galilia. \v 22Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aveo izy nandihy hoan-jareo, kay naharavoravo Heroda sy reo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay nivaolagna mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Ary nifanta taminazy izy nagnano hoe: "Na ino na ino raha angahonao aminaha, dia hameky anao, na sasahigny aby fanjakagnanahy." \v 24kay niboaka izy aveo nivaolagna tamin'ny nininy hoe: "Ino mao raha tokony angahoky aminazy? Nivaolagna nininy hoe: "Talandôhan'i Jaona mpagnano batisa." \v 25koafa naharegny zany nimpody nalaky tamin'ny mpanjaka izy, kay nangaho, nivaolagna hoe: "Tiako amaizanao zaho, amin-jeo, akeo amboniny kapilany lôhan'ny Jaona mpagnano batisa."

1
06/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Na dia nanpiasa lôha mpanjaka mafy aby zany, dia tsy afaka nitsipahiny fangatahany satria afa nagnome toky izy salakady mbaola teo aby reo vahiny nafariny tamin'ny fihinagna.\v 27Koafa zany nagniraka miaramilany araiky avy tamin'ny mpiambigny ny mpanjaka avakeo nagnamia baiko zareo izy hinday lôhany Jaona aminazy. Lôsogno mpiambigny aveo nanapaka lôhany tao antragno mahizigny. \v 28Nindesiny teo amboniny kapila ny lôhany aviteo nameny zaza vaiavy, aviteo vaiavy io ninday salakady nagnamia azy nininy.\v 29Koafa naharegny zany mpianatra nazy, homby tagny zareo ary nalaka ny nôfony kay nagnambaila zany tao am-pasagna.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Nimpôdy tamin'ny jesôsy reo apostôly, aveo nitantara raha jiaby vitan-jareo tagny sy nagnanarany zareo. \v 31Nivôlagna Izy tamin-jareo: "Alôho atsika andaiha antany maty hangala rairaka hely". Fa fôntry ôlogno mihirihory, aveo tsisy fotoagna hinanagna hanigny aby zareo. \v 32Kay lôsogno tamboniny lakagna zareo mbô handaiha agny amin'ny tany maty.

1
06/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Fao zareo nahita fao lôsogno zareo aveo fôntry ôlogna nahay zareo, aviteo niaraka nilomoay an-tongotra avy tamin'ny tanagna jiaby zareo, avakeo homby talohan'jareo. \v 34 Zareo koafa tonga tamin'ny magnôlotro, dia nahita vahoaka fôntry Izy aviteo nafiraigny Azy zareo satria karaha ondry tsisy mpikôpoko regny zareo. Kay nanomboka nagnanatra raha fôntry tamin-jareo.

1
06/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Koafa haligny andro, nagnatogno Azy mpianatranazy reo nivaolagna hoe:"Tany maty tany misy atsika tô avakeo andro io fa marikitry aligny. \v 36kay alifaso zareo mbô handaiha mody antanàgna magnodidigny hivagna hanigny hoanin-jareo."

1
06/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37Kay namaly Izy aviteo nivaolagna hoe: "Amezonareo raha hoanigny zareo."Dia nivaolagna zareo taminazy hoe: Afaka mandaiha mivanga mofo amin'ny vola roanjato moa zahay kay agnamaizanay zareo raha hoanigny? "\v 38Dia nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Firy moa mofo anagnanareo?"Ndao zahavo"izy aviteo koafa hitany nivaolagna zareo hoe: "Mofo dimy sindraiky lako aroa."

1
06/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitsitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso Izy.\v 40Aviteo nantotry araka amin'ny an-tokony zareo; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatranazy mbô hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.

1
06/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42Nihinagana aby zareo jiaby kay voky.\v 43 Koafa navôry lambiny mofo tsy lany tokony ho roambinifôlo garaba, nagnanjany koa lako. \v 44Nahampy dimy arivo lalahy zareo nihinagna mofo reo.

1
06/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45koafa vitan-jareo zany nirahiny nakatra amin'ny lakagna mpiantranazy mbô hitsaina Azy andafirô, handaiha agny Betsadia, raha nagnandaifa vahoaka Izy.\v 46Zareo aviteo koafa lôsogno nakatra antampon-tanety Izy mbô hivavaka. \v 47Tonga ny aligny, ary ny lakagna fa tagnivondrano masigny, kay nanjary izy araiky faogna tantanety.

1
06/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48Ary hitany fao taigna nijaly namily ny lakagna zareo, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasigny, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Koafa hitan-jareo nandaiha tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy zareo salakady ambory. Ingy edy haila nivaolagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha faogna tô! Aza ambory!"

1
06/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51Izy aviteo niditry tamin'ny lakagna niaraka tamin-jareo, nijanogno tsy nandrivotro eky andro. Gaga zareo aviteo. \v 52 Satria tsy azon'ny menimen-jareo hely aby ny dikany mofo. fa nahay nafy fô faogna zareo.

1
06/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53Koafa tafitsaka zareo, dia tonga tao Genesareta reo kay nijanogno tao. \v 54Koafa nijotso avy tamboniny lakagna zareo, tonga dia hain'ôlogno tao, \v 55kay nilomoay nagnairany faritry jiaby zareo, aviteo nintonga ôlogno narary tamin'ny fandriagna tamin'ny tany jiaby narignaisanjareo Azy.

1
06/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 56Fao na taiza na taiza tany nimboany na tantanàgna, na tanàgna gaida, na amin'ny tanagna madiniky, dia napaitraka zareo tamin'ny banja faogna ôlogno marary. Nangavignin-jareo Izy mbô hagnambaila zareo hikasika ny rambon'ankanjony, ary fôntry zareo nikasika Azy aviteo nahivagna aby.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v1Zareo Fariseho sindraiky mpanoratra lalàgna sanany izay avy agny Jerosalema dia avy nivory nagnodidigny Azy.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2Ary hitan-jareo ny mpianatranazy sanany nihinagna mofo tamin'ny tagnagna maloto izany hoe tsy voasasa. \v 3(Fao ny Fariseho sindraiky Jiosy jiaby dia tsy mbaola mihinagna izy koa tsy avy nanasa tagnagnan-jareo, satria maganaraka fombafomban'ny reo lohôlogno.) \v 4Koafa nimpôdy avy tagny an-tsaina reo Fariseho, dia tsy mihinagana zareo raha tsy avy miseky, avakeo mitandrigny fomba fôntry hafa fatatra zareo, tôrotro ny fanasagna ny kapoaka, sindraiky famaragna, aveo fanagnanga varahigny, avakeo koa fandriagna lehy ihinanan-jareo.)

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Zareo Fariseho sindraiky mpanôratra lalàgna nagnontany Jesôsy hoe: "Nagnino moa mpianatrao no tsy mandaiha araka ny fomanban-jareo lôhologno, kay homagna ny môfon-jareo amin'ny tagnagna tsy voasasa?"

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Naifa nivaolagna Izy tamin-jareo: "Isaia naminagny tsara mikasika areo mpihatsaravelatsihy. Nosoroatany hoe: 'Tô vahoaka tô magnaja Zaho amin'ny sogniny, fa ny fôny ndraiky lavitry Zaha. \v 7Tsisy aby ny fivavahanga amaizan-jareo Zaho, izy koa maganatra ny fitsipik'ôlombelogno ho fampianaragnan-jareo.'

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Ambailanareo ny didin-jagnahary kay hitananareo mafy ny fômban'ôlogno.\v 9 "Aviteo nivaolagna ndraiky koa Izy tamin-jareo: "Karaha akôry moa fagnarianreo didin-jagnahary mbô hitandraimanareo ny fomban-drazagnareo!\v 10Nivaolagna Mosesy: 'Magnaja babanao sindraiky nininao,' aveo koa,'Lehy mivôlagna ratsy ny babany ndraiky nininy dia ho foaty tatôbe.'

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Kanaifa areo mivaolagna hoe: 'Izy koa misy lalahy araiky mivaolagna ny babany na koa nininy hoe: "Na ino na ino tianao hoazo avy aminaha dia afa korbana,"' (zany hoe: namaizagna zagnahary'--\v 12 kay tsy ambailanareo hitsabo na ino na ino amin'ny babany sindraiky nininy eky izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin-jagnahary areo noho ny fomban-drazagnareo lehy nitananare. Ave raha fôntry tôkagana zany koa no tsabonareo."

1
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Aveo nagnantso vahoaka koa Izy kay nivaolagna tamin-jareo hoe: "Mitandrignaisa Zaha, areo jiaby, kay alaihonogno. \v 15Tsisy raha avy akeo vailany izay mitsôfotro akao agnantin'ôlogno kay afaka mandoto azy koafa mitsôfotro aminazy akao. Fa lehy miboaka avy akao agnantin'ôlogno no mandoto azy." \v 16[Ny fandikagna taigna tsara dia tsy atao akao ny andininy faha 16: Raha misy manan-tsôfigny hitandrignaisagna, aoka izy hitandregny.]

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Koafa niala teo amin'ny vahoaka Jesôsy kay nitsôfotra tao an-tragno, ny mpianatranazy nagnontany Azy mikasika lehy fagnoharagna. \v 18Nivaolagna Jesôsy taminy: "Areo koa moa mbaola tsy managna fahalalagna? Tsy hitanareo moa lehy jiaby mitsôfotro akao agnatin'ôlogno avy ankagny vailany tsy mandoto azy,\v 19satria tsy afaka mitsôfotro ao am-pôny zany fa akao agnati-bokoanazy faogna kay miboaka agny amin'ny fiboahagna?" Tamin-jany fagnambaragna zany dia nahatonga hanigny jiaby ho madio i Jesôsy.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Nivaolagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."\v 21 Fao avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pôny, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, \v 22ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. \v 23Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Niala teo Izy kay lôsogno nandaiha tagny amin'ny faritra Tyro sy Sidona. Nitsôfotro tan-tragno araiky Izy ary tsy tiany hain'ôlongo na zôvy na zôvy fao tao Izy, kanaifa tsy afaka nivony. \v 25Kanaifa niaraka tamin-jany nisy vaiavy araiky, lehy nisy nisy fagnahy maloto araiky ny zanany vaiavy hely, naharegny ny aminy, avy, ary niondriky tamin-tongontroanazy. \v 26Aveo Grika lehy vaiavy, Syro-foinika no naviany. Niangavy taminazy izy mbô hagnaboaka masantôko hibaoka amin'ny zanany vaiavy.

1
07/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Nivaolagna Izy taminazy: "Tokony hamegny hanigny aloha ny zaza. Satria tsy manjary ny malaka ny mofon-jaza kay manopy azy ho amin'ny amboa." \v 28 Naifa namaly Izy kay nagnano Tamininazy hoe: "Ia, Tômpo, na amboa akao ambaniny latabatra aby mbô homagna ny lambilambiny amin'ny mofon-jaza."

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Kay nivaolagna Izy taminazy: "Noho ny zany koragnanao zany, afaka mandaiha anao. Afa niboka tamin-janakao vaiavy ny masantôko."\v 30Koafa nimpôdy tagny an-tragnony vaiavy dia nahita zaza nandry teo ambonin'ny fandriagna, ary ny masantôko afa lôsogno.

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 31 \v 32 zfbd dg ffufkugiuj fuyflu.
<<<<<<< HEAD
\v 31 \v 32 zfbd dg ffufkugiuj fuyflu.
=======
\v 31Ary Jesôsy niboaka koa niala faritry Tyro, dia nagnivaka agny Sidona bariky amin'ny Ranomasigny Galilia kay niakatra ny faritry Dekapolisy. \v 32Ary nentin-jareo taminazy ny ôlogno araiky maregnigny salakady mijaly izy koa mivaolagna, ary niangavy Azy zareo mbô hametraka tagnagna aminazy.
>>>>>>> 2c7135aa45515aae12e4b6032232023d4a363ad7

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Nitonga lalahy io nitokagna niala teo amin'ny vahoaka Izy, Kay nametraka ny ratsan-tagnany tao an-tsôfiny Izy, koafa avy nandrora, dia nikasiky ny lailany. \v 34 Kay niandra lagnitry Izy, dia nintemp ka nagnano taminazy hoe: "Efata," zany hoe: "Mahivagna!" \v 35Ary nalaky teo faogna sofignianazy dia nahivagna, ary lehy mamehy ny lailany dia ravagna aveo afaka nivaolagna soamantsara izy.

1
07/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36Ary Jesôsy nandraova zareo tsy hivaolagna na amin-jôvy na amin-jôvy. Kanaifa na dia naraovagna aby zareo, nahay nagnaparitaka azy mafy faogna. \v 37Kay lany fagnaha tanteraka ny ôlogno, kay nivaolagna hoe: "Natany tsara aby ny raha jiaby. Natany maharegny aby lehy maregnigny avakeo nivôlagna lehy tsy mivaolagna."

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Koafa niala tao amin'ny kianjan'ny tempoly jesôsy, nivaolagna taminy araiky tamin'ny mpianatranazy hoe: "Oa mpagnanatra, zahavo hatsarany vato ndraiky hatsaragnan'ny fagnamboaragna!"\v 2Nivoalana izy taminazy hoe: "Hitanao moa rafitry gaida aby reto? Tsisy hambaila hifampitikigny zareo reo na dia araika aza kay tsy haravagna."

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Koafa nantotry teo amin'ny an-tampontanetin'Oliva mifagnitsin'ny fiangonagna Izy, kay nagnontany Azy mangangigny Petera, Jakoba, Jaona avakeo Andrea hoe: \v 4"Volagno aminay, afiriagna moa tonga zany raha jiaby zany? Avakeo ino raha tôkony hahaizagna izy koafa havy akeo raha zany?"

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Aviteo Jesôsy nanomboko nivaolagna tamin-jareo hoe: "Mangalao honondraha areo mbo tsisy ôlogna afaka hamezigny lalagn'areo.\v 6Satria fôntry ôlogno ho avy amin'ny agnaragnanaha avakeo hivôlagna hoe: "Zaho no izy" Aveo fôntry ôlogno voafandrikianazy.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Koafa maharegny ady ndraiky koragna maro mahakasika ady areo,dia aza misalasala; satria raha tsy maintsy hiboaka reo kanaifa mbaola tsy farandro ndraiky. \v 8Fao hoisy firenena hitsangagna hagnakorontagna firenena, avakeo fanjakagna hitsangagna hiady fanjakagna. Aveo hoisy horohoron-tany amin'ny toeragna maro, salakady avy koa ny tihinagna. Zany no fiantomboahan'ny fitairahagna.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Mitandraima areo. Halaifan-jareo aminy Synedriona areo, aveo ho popohin-jareo akao amin'ny Synagoga. Hintsangagna alohaka mpanapaka sindraiky mpanjaka areo noho ny avy aminaha, mbô ho tomoa amin-jareo areo. \v 10Fao vaovao maha-ravoravo tsy maintsy ambara magnairan-tany aloha.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Koafa manambotro ndraiky magnandaifa areo zareo, aza ambory amin'ny raha tokony volagninareo. Fao amin'ny fotoagna igny, hamiagna areo aby raha jiaby tôkony volagninareo; tsy areo aby hivaolagna, fao Fagnahy Masigny. \v 12Ny rahalahy hagnamia rahalahiny ho vonogny, aveo baba hagmamia zanany. Zanaka hitsagna hamaly babany sindraiky nininy kay hahafaty zareo. \v 13Tsy ho tian'ôlogno jiaby areo noho ny avy amin'ny agnaragnanaha. Fao na zôvy na zôvy ndraiky mahadigny bariky amin'ny farany,dia ho vonjegny zany ôlogno zany.

1
13/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Fao raha hitanareo mitsangagna akeo amin'ny tsy tôkony hitsanganany ny fahavaitavaitagna fandravagna(tôkony handiniky lehy mamaky), avakeo ny ôlogno avy agny Jodia jiaby hilaifa agny an-tampontanety, \v 15lehy akao an-tafon-tragno ndraiky tôkony tsy hirôrogno akao amin'ny tragno na hagnaboaka raha avy akao amin'izany, \v 16avakeo lehy agnatiala tôkony tsy himpôdy hangala lambany.

1
13/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Lozanareo vaiavy bikibo sindraiky mampinono amin-jany andro zany! \v 18Mivavaha areo mbô tsy ho amin'ny rirignigny hiboahan'izany, \v 19Fao hisy fijaliagna gaida, raha mbaola tsary nisy letry talôhaka tagny, koafa namôrogno raha jiaby Zagnahary, kay bariky amin-jeo, tsia, ary bariky dintany tsy hoisy eky zany. \v 20Izy koa tsy nagnahaignany tômpo edy andro zany, dia tsy hisy nôfotro ho voahavotro. Fao nohon'ny ôlom-boafidy, lehy nifidiny, dia nafoheziny isan'izany andro zany.

1
13/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Izy koa misy ôlogno mivaolagna aminao hoe: "Zahavo, atô lehy kristy!" na koa hoe: "Zahavo, arôho Izy!" dia aza magneky zany. \v 22 Fao hisy Kristy sandoko sindraiky mpagnazary sandoko hiboaka, avakeo hagnambara famataragna sindraiky fahagagagna,mbô hamitahagna, na ôlom-boafidy aza, raha manjary. Mivognosa! Satria fao nambarako areo rango taloha ny\v 23 fotognany reo raha jiaby reo.

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Naifa afaran'ny favoazagna reo andro reo, dia hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, aveo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo ny zanak'ôlogno avy agny amin'ny rôndro amin'ny angôvo giaida sidraiky voninahitry. \v 27Avakeo hagniraka ny anjely Izy kay hamôry miaraka amin'reo ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany aifatra, avy ankagny amin'ny faran'ny tany kay bariky akagny amin'ny faran'ny lagnitra.

1
13/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Mangalao lesogno avy amin'ny kakazon'aviavy. Koafa mivangôngogno aveo magnano raviny ny rantsany, dia hainareo fao marikitry ny lohatagno. \v 29Tôrotro zany koa, koafa hitanareo miboaka zany raha jiaby zany, dia hainareo fao afa marikitry Izy, magnatogno ny varavaragna.

1
13/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Volagniky aminareo, taigna marigny, tô taminga tô dia tsy ho lany ritry papiky hiboahan'izany raha jiaby zany. \v 31Ho ravagna ny lagnitry sindraiky tany, fao ny vôlagnanaha ndraiky tsy mety ho ravagna bariky dintany.\v 32Fao mahakasiky zany andro ndraiky fotoagna zany, dia tsisy ôlogno mahay, na reo anjely akagny andagnitry aby, na ny zanaka, fao baba ziaraiky faogna.

1
13/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Matandraima! mivognôsa, satria tsy hainareo ny fotoagna. (Fagnamarinagna: Reo fahaifagna talôha dia hoe: Alao honogno! Mivognôsa avakeo manompoa, satria...) \v 34 Raha zany karaha lalahy araiky handaihy lavitry niala tragnoanazy kay zareo mpanompoanazy faogna nirahiny nikarakara tragnoanazy, samby amin'ny asanazy aby, avakeo nagniraka ny mpiambigny mbô tsy hoandry Izy.

1
13/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Kay mivognôsa, satria tsy hainareo aby na afirigna no ho avy tômpon-tragno; mety hoavy aligny izany, na sasak'aligny, na magneno akôho, na maraindraigny. \v 36Fao raha havy tampoko Izy, dia aza ambaila hahita areo mandry izy. \v 37Raha volagniko aminareo dia volagniko amin'ôlogno jiaby koa: Mivongosa!"

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 13

View File

@ -2,6 +2,7 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -13,3 +14,6 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 6634fb4e2a0e85a275d623f3b84363cf2602a671
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 2c7135aa45515aae12e4b6032232023d4a363ad7

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104",
"MAD106"
"MAD106",
"MAD107"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -58,7 +59,6 @@
"01-43",
"01-45",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-07",
@ -239,6 +239,69 @@
"16-12",
"16-14",
"16-19",
"16-17"
"16-17",
"06-title",
"07-title",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-17",
"02-18",
"02-20",
"02-23",
"02-25",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-10",
"06-12",
"06-14",
"06-16",
"06-18",
"06-21",
"06-23",
"06-26",
"06-30",
"06-33",
"06-35",
"06-37",
"06-39",
"06-42",
"06-45",
"06-48",
"06-51",
"06-53",
"06-56",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
"07-06",
"07-08",
"07-11",
"07-14",
"07-17",
"07-20",
"07-24",
"07-27",
"07-29",
"07-33",
"07-36",
"13-01",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-14",
"13-17",
"13-21",
"13-24",
"13-33",
"13-35",
"02-22",
"02-27",
"13-09",
"13-11",
"13-28",
"13-30"
]
}