auto save
This commit is contained in:
parent
47a038fab8
commit
0a0ba19100
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zareo kay vôky, avkeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. \v 9 Tôkony ho efatr'arivo teeo ho eo ôlo gno tamin’ny zany. Avakeo dia nalaifan'ny nôdy zareo. \v 10 Tonga dia nakatra tao agnatin’ny lakagna niaraka tamin’ny reo mpianany Izy, ary nandaiha tagny amikn'ny faritr'i Dalmanota zareeo.
|
||||
\v 7 Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zareo kay vôky, avakeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. \v 9 Tôkony ho efatr'arivo teo ho eo ôlogno tamin’ny zany. Avakeo dia nalaifan'ny nôdy zareo. \v 10 Tonga dia nakatra tao agnatin’ny lakagna niaraka tamin’ny reo mpianany Izy, ary nandaiha tagny amikn'ny faritr'i Dalmanota zareeo.
|
Loading…
Reference in New Issue