diff --git a/04/30.txt b/04/30.txt index dd6c2edc..13550b72 100644 --- a/04/30.txt +++ b/04/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany." \ No newline at end of file +\v 30 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? \v 31 Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no \v 32 ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany." \ No newline at end of file diff --git a/04/35.txt b/04/35.txt index 73ddb9f4..730341d6 100644 --- a/04/35.txt +++ b/04/35.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamib-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy. Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna. \ No newline at end of file +\v 35 \v 36 \v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamib-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy. Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna. \ No newline at end of file