From 011d1d96100fc3900fdaea4f7c63c0462f8af0ff Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 01:46:44 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 31ab9eae..35343c98 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-Jagnahary. Fao ho an-jareo lehy akagny vailany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-Jagnahary. Fao ho an-jareo lehy akagny vailany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanaifa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia haharegny zareo, kanaifa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file