xmw_mrk_text_reg/14/53.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 14:08:31 +00:00
\v 53 Nindesin-jareo tagny amin'ny mpisoronabe Jesôsy. Niaraka nivôrivôry taminazy teo aby ny mpisôrogno jiaby, sindraiky ny lohahôlogno, avakeo reo mpanoratra lalàgna.\v 54 Ary Petera nagnaraka Azy avy akagny lavidavitry akagny, bariky amin'ny tokotan'ny mpisoronabe. Nantotry teo amin'ny reo mpiambigny izy, lehy namindro teo marikitry môtro.