2019-10-21 05:30:13 +00:00
|
|
|
\v 38 Ary Jesôsy zeraiky nandry teo ambon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjonin-jareo Izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô hofoaty eto atsika?"\v 39 Avakeo nonjogno Izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avakeo ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida.
|