xmw_luk_text_reg/24/45.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 45 Avakeo nisokoafiny ny saignin-jareo, mbô hahazon-jareo ny Saoratra Masigny. \v 46 Nivaolagna zareo Izy nagnanjao: "Zao no voasaoratra, fao lehy Kristy dia hijaly, aveo hitsangagna amin'ny maty indraiky amin'ny andro fahatelo. \v 47 Fibaibahagna ndraiky famotsaoran-keloko no tôkony ho torigny amin'ny agnarany akagny amin'ny firenena jiaby, manomboko ao Jerosalema.