xmw_luk_text_reg/24/11.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 11 Fao zany hafatra zany dia hotra tsisy dikany tamin'ny reo apostoly, kay tsy nino reo vaiavy zareo.\v 12 Kanaifa nitsangagna Petera, dia nilomoay nandaiha amin'ny fasagna, avakeo nondriky ndraiky nizaha tao, dia nahita reo lambam-paty nitaokagna. Avakeo Petera nôdy tagny an-tragno, nagnontany taigna ny amin'ny zay raha nitranga.