1 line
291 B
Plaintext
1 line
291 B
Plaintext
\v 20 Fao areo, ry tiagna, mioraigna tsara eo amin'ny finoagnanareo taigna masigny, avakeo mivavaha amin'ny Fagnahy Masigny. \v 21 Mipitraha areo ao amin'ny fitiavan-Jagnahary, aveo andraso ny famindram-pôn'i Jesôsy Kristy Tômpontsika zay mitondra anao ho amin'ny fiainagna bariko ditany. |