auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-10-31 06:39:26 -04:00 committed by root
parent 702dcae1cc
commit f9c355dd9f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Hotry Sodoma ndraiky Gomora aveo reo tanàgna magnodidigny zareo, zay nanôlotro ny haignin-jareo ho amin'ny fijangajangagna ndraiky ny fanaovagna ny filagna tsy ara-boaJagnahary. Dia ntsabogny ohatra amin'ireo zay mijaly amin'ny fanasaziagna agny amin'ny motro bariko ditany zareo. \v 8 Kanaifa hotry zany faogna, reo mpagninofinofy reo dia mandoto faogna koa ny haignin-jareo, vakaeo mivaolagna raha ratsy manohitry reo manambogninahitry.
\v 7 Hotry Sodoma ndraiky Gomora aveo reo tanàgna magnodidigny zareo, zay nanôlotro haignin-jareo amin'ny fijangajangagna ndraiky fanaovagna filagna tsy ara-boaJagnahary. Dia ntsabogny ohatra amin'ireo zay mijaly amin'ny fagnasaziagna agny amin'ny môtro bariko ditany zareo. \v 8 Kanaifa hotry zany faogna, reo mpagninôfinôfy reo dia mandoto faogna koa ny haignin-jareo, vakaeo mivaolagna raha ratsy manohitry reo manambogninahitry.