auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-10-31 06:39:26 -04:00 committed by root
parent 827f144991
commit ebdbaa3c45
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Fao na dia Mikaela arikanjely aby, koafa niady tamin'ny devoly ndraiky nifanditra taminy ny amin'ny fatin'i Mosesy dia, tsy nahasaiky nivaolagna ratsy hagnameloko azy. Fao nivaolagna izy: "Hagnanatra anie ny Tompo!" fao reo ologno reo dia mivaolagna ny raha ratsy jiaby tsy hainy. Ary zay hainy_ hotry ny fahaizan'ny biby tsy manan-tsaigny_ zany no mandratra zareo. Loza amin-jareo! Fao raha nandaiha tao amin'ny tanàn'i Kaina zareo,
\v 9 \v 10 \v 11 Fao na dia Mikaela arikanjely aby, koafa niady tamin'ny devoly ndraiky nifanditra taminy ny amin'ny fatin'i Mosesy dia, tsy nahasaiky nivaolagna ratsy hagnameloko azy. Fao nivaolagna izy: "Hagnanatra anie ny Tompo!" fao reo ologno reo dia mivaolagna ny raha ratsy jiaby tsy hainy. Ary zay hainy_ hotry ny fahaizan'ny biby tsy manan-tsaigny_ zany no mandratra zareo. Loza amin-jareo! Fao raha nandaiha tao amin'ny tanàn'i Kaina zareo,
avakeo nagnaraka ny fahadisoagnan'i Balama hahazoagna tambiny. Dia ringagna tao amin'ny fikomian'i Kora zareo.