auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-11-01 00:28:54 -04:00 committed by root
parent 78ce9b5e19
commit 4a2a935126
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'alignaligny. \v 15 Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampiaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa haifany tamin'ny haratsiam-pagnahy, avakeo reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." \v 14 Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Zareo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.
\v 14 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'alignaligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampiaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby\v 15 tamin'ny asa haifany tamin'ny haratsiam-pagnahy, avakeo reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy."\v 16 Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Zareo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.