Tue Jul 27 2021 14:51:36 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-27 14:51:36 -04:00
parent 36d69043af
commit 05f9470e6b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory fahamignaran-jareo. laKintagna mandaihandaiha zareo, kay voakajy ho azy bariky ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignanyidroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory fahamignaran-jareo. laKintagna mandaihandaiha zareo, kay voakajy ho azy bariky ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo koragna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Hoizy zare taminare: "Fao amin'andro farany dia hoisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsian-totriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Zare dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo koragna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy Kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Hoizy zare taminare: "Fao amin'andro farany dia hoisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsian-totriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Zare dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.