xmw_heb_text_reg/04/03.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 3 Fao atsika zay nino dia reo zay hiditry amin'ny zany fitsaharagna zany, araka zay afa nikoragnigny nagnanjao: "Tôrotro ny nifantako tamin'ny havingiragnako, dia tsy hiditry velively amin'ny fitsaharako zareo." Fao na zany koa aby, ny asa famoraonagna dia vita tamin'ny fagnoraignagna izao tontolo zao. \v 4 Fao izy nivaolagna tagny hoagny mahakasiky ny andro faha fito magnanjao: "Zagnahary nijanogno tamin'ny andro fahafito tamin'ny asa jiaby." \v 5 Aveo mbôla nivaolaga ndraiky izy: ''Zareo dia tsy hiditry velively ao amin'ny fitsaharako."