1 line
395 B
Plaintext
1 line
395 B
Plaintext
\v 9 Karaha zany ny razambenare koafa nikomy tamin'ny alalan'ny fitsapagna Zaho, ary koafa, nandritry ny aifapôlo tagno, dia hitan-jare ny hanigny. \v 10 Noho zany dia tsy ravo Zaho amin'io taminga io. \v 11 Hozizy Zaho: 'Izy reo dia voatariky lalandava agny amin'ny lalan-diso ao am-pô. Hotra zany no nianianako tamin'ny fahavignirako hoe: 'Tsy hiditry ao amin'ny fitsaharako velively zareo." |