xmw_heb_text_reg/01/10.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 10 "Tagny amboalaohany, ry Tompo, Anao no namôrogno fôtotro tany. Reo langitry dia asan'ny tagnagnao. \v 11 Ho levogno zare, fao Anao hanôhy. Ho triaka hotra ny tapa-damba zareo. \v 12 Hamoritry zareo hotra ny fitafiagna anao, avake ho voagna karaha tapa-damba zare. Fao anao dia hotra zany, aveo tagnonao, dia tsy hanam-pahatapairagna."